Catégorie  Uncategorized

23 Jona 2026-Faritra Ambatosoa

23 Jona 2026-Faritra AmbatosoaNisy ny fihaonana tamin’ireo Ben’ny Tanàna avy amin’ny Distrikan’i Maroantsetra sy Mananara Avaratra, ka 30 mahery tamin’ireo 36 no nanatrika. sy ny Talem-paritry ny Fanavaozana Andrianandraina AldineNandritra izany no nanazavana ny momba ny fanavaozana sy ny maha-zava-dehibe…

𝗗𝗜𝗔𝗕𝗘 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗥𝗜𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔-𝟲𝟲 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗟𝗘𝗢𝗩𝗔𝗡𝗧𝗘𝗡𝗔 – 𝗕𝗢𝗘𝗡𝗬

23 Jona 2026,𝗗𝗜𝗔𝗕𝗘 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗥𝗜𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔-𝟲𝟲 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗟𝗘𝗢𝗩𝗔𝗡𝗧𝗘𝗡𝗔 – 𝗕𝗢𝗘𝗡𝗬Notanterahina teto Mahajanga ny diabe ho fanamarihana ny faha-66 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Niainga teo amin’ny Lapan’ny Tanàna ireo mpiasam-panjakana ary namakivaky ny tanàna, ka nofaranana tamin’ny hetsika Zumba…

TALEM-PARITRY NY FANAVAOZANA ATSINANANA

TALEM-PARITRY NY FANAVAOZANA ATSINANANA 21 Jona 2026Notanterahina tao amin’ny EEM Santa Jakoba ny fotoam-bavaka ho an’ny firenena, nokarakarain’ny FFKM, tao anatin’ny fanamarihana ny fankalazana ny Fetim-pirenena 2026.Natao indrindra ho fangataham-pitahiana ho an’i Madagasikara sy ho fampanjakana ny firaisankina ary ny…

Fametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny Lehiben’ny Faritra Ambatosoa

22 Jona 2026-MaroantsetraFametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny Lehiben’ny Faritra AmbatosoaNotanterahina ny 22 Jona 2026 tao Maroantsetra ny lanonana fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny Lehiben’ny Faritra Ambatosoa, Andriamatoa SAMBO Jean Jonasy Fils.Nanotrona izany ny Mpanolotsain’ny Fiadidiana ny Fanavaozana Repoblika Madagasikara ,…

Maroantsetra

Maroantsetra, 22 Jona 2026 Fitsidihana ara-pomba ofisialyNanao fitsidihana ara-pomba ofisialy tao amin’ny biraon’Andriamatoa RABEFENARA Louis Velombita, Préfet n’i Maroantsetra, ny Talem-paritra n’y Fanavaozana Analanjirofo Andrianandraina Aldine. Nandritra izany no nanazavana ny andraikitry ny MCR amin’ny fanohanana ny FFKM amin’ny alalan’ny…

Faritra Boeny

Faritra Boeny 22 Jona 2026Fihaonana teo amin’ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana sy ny Filohan’ny FFKM BoenyNisy ny fihaonana manokana nataon’ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Boeny Razafindrakoto Tojo Harinala sy ny Filohan’ny FFKM Boeny, ho fanomanana mialoha ny fihaonana izay hotanterahina ny…

Faritra Anosy

Faritra Anosy 21 Jiona 2026 Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ho fangatahana fitahiana ho an’ny FirenenaNanatrika ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana nokarakarain’ny FFKM ny DRR Anosy, ho fangatahana fitahiana ho an’ny Firenena mialoha ny fankalazana ny 26 Jiona 2026. Nifototra tamin’ny teny faneva hoe: “Miova…

Kaominina Ambinany Vohitra, Tolagnaro – Faritra Anosy

Kaominina Ambinany Vohitra, Tolagnaro – Faritra Anosy 18 Jona 2026Nandalo teto amin’ny Kaominina Ambinany Vohitra, Tolagnaro, Ramatoa Lefitra faha-3 ao amin’ny CENI ka nihaona tamin’ireo Sefo Fokontany, fiarahamonim-pirenena (OSC), fikambanana, mpanao politika, GEN Z ary ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny, notronin’ny Talem-paritry ny…

Amboasary Atsimo – Faritra Anosy

19 – 20 Jona 2026 Amboasary Atsimo – Faritra Anosy Nanao fitsidihana ara-pomba fanajana ny sefo Distrika vaovao sy nihaona tamin’ireo Ben’ny Tanàna ny Tale-paritra misahana ny Fanavaozana Anosy Livera Bevazaha ny 19 Jona 2026. Nandritra izany no nanamafisana ny…

Fivavahana Firaisam-pinoana ho fanamarihana ny fankalazana ny Fetim-pirenena faha-66 taona, notarihin’ny FFKM Faritany Vatovavy.

Faritra Vatovavy 22 Jona 2026Tontosa ny alahady 22 jona 2026 tamin’ny 03 ora tolakandro ny Fivavahana Firaisam-pinoana ho fanamarihana ny fankalazana ny Fetim-pirenena faha-66 taona, notarihin’ny FFKM Faritany Vatovavy.Nandray anjara tamin’izany ireo manampahefana isan-tsokajiny teto an-toerana, ny Ben’ny Tanànan’i Mananjary…