Kaominina Ambanivohitra Mahazoarivo, Distrikan’i Vondrozo – Faritra Atsimo Atsinanana

18 Jona 2026 Kaominina Ambanivohitra Mahazoarivo, Distrikan’i Vondrozo – Faritra Atsimo Atsinanana Notanterahin’Andriamatoa Talem-paritry misahana ny Fanavaozana Atsimo Atsinanana Iotokarozy sy ireo mpiara-miasa a ny fidinana ifotony tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Mahazoarivo ny fanazavana mahakasika ny fikaonandoham-pirenena. Nanatrika izany ny…









