Catégorie  Uncategorized

Coliseum Analamahitsy – Kianjan’Alarobia

23 Jona 2026 Coliseum Analamahitsy – Kianjan’Alarobia Notanterahina androany 23 Jona 2026 ny Hazakazaka ho an’ny Fahaleovantena ho fanamarihana ny faha-66 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy nijoroan’ny Foloalindahy. Hazakazaka nahatratra 2,8 km no natao niainga teo amin’ny Coliseum Analamahitsy ary nifarana…

EKAR Maevatanàna – Faritra Betsiboka

21 Jona 2026 EKAR Maevatanàna – Faritra Betsiboka Notontosaina ny 21 Jona 2026 ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ho fankalazana ny faha-66 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Nifantoka tamin’ny lohahevitra “Fanavaozana ho an’ny fandrosoan’i Madagasikara” ny fotoana, izay notarihin’ny FFKM tamin’ny alalan’ny Mpitandrina…

Andranogoa – Ambovombe, Faritra Anôsy

20 Jona 2026 Andranogoa – Ambovombe, Faritra Anôsy Andro vitsivitsy taorian’ny fandalovan’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika dia mitohy ny fametrahana ireo fantsona mampitohy ny sinibe eny Andranogoa mankany Ambovombe manamorona ny lalam-pirenena faha-13 izay notokanana vao haingana. Hisitraka rano fisotro…

Kaominina Imanombo, Distrika Antanimora, Faritra Androy

19 Jona 2026 Kaominina Imanombo, Distrika Antanimora, Faritra Androy Nandray anjara tamin’ny lanonana fandresen-dahatra ireo rekotro (dahalo) hiverina ao anatin’ny fiarahamonina sy hiala amin’ny asa ratsy ny Fitaleavam-paritra misahana ny Fanavaozana Androy notarihan’ny Tale Miha Jaonasitera. Taorian’izany dia nanatanteraka fanentanana…

Faritra Atsinanana

20 Jona 2026Faritra Atsinanana Nandray anjara tamin’ny hetsika fanadiovana faobe ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana, Ramatoa Voizy Blandine, niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy. Hetsika iray maneho fa andraikitry ny rehetra ny fitandroana ny fahadiovana sy ny fidiovana ho fiarovana ny fahasalamam-bahoaka…

Antsirabe, Faritra Vakinankaratra

20 Jona 2026 Antsirabe, Faritra Vakinankaratra Tontosa ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika fanadiovana sy fidiovana tao Antsirabe.Ny Mpanolo-tsaina Avon’ny Fanavaozana ny Repoblika,Médecin Colonel RAMPANARIVO Thierry, no nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika. Nanatanteraka ny fanadiovana teny anoloana sy…