Catégorie  Uncategorized

Kaominina Manalalondo – Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy

19 Jona 2026 Kaominina Manalalondo – Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy Nihaona tamin’ireo Sefo-pokontany avy amin’ny Kaominina Manalalondo sy ireo kaominina manodidina ny ekipan’ny Fitaleavam-paritra misahana ny Fanavaozana Itasy. Nandritra izany no nanolorana fanazavana sy fampahafantarana mikasika ny Fikaonandoham-pirenena, ho…

Kaominina Morafeno, Distrika Arivonimamo, Faritra Itasy

19 Jona 2026 Kaominina Morafeno, Distrika Arivonimamo, Faritra ItasyNotanterahina ny fidinana ifotony sy fihaonana tamin’ireo Sefom-pokontany rehetra ao amin’ny Kaominina Morafeno, nanaovana fanentanana sy fanazavana momba ny dingana, antony ary ireo mpandray anjara amin’ny Fikaonandoham-pirenena izay hanomboka eny anivon’ny fokontany…

Lapan’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza

22 Jona 2026 Lapan’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza Nolanian’ny Antenimierampirenena tamin’ny endriny 𝐧𝐚𝐬𝐢𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐢𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐬𝐢𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚, ny 𝐕𝐨𝐥𝐚𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧-𝐝𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐟𝐞𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐓𝐞𝐭𝐢𝐛𝐨𝐥𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐬𝐢𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐢𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚 (𝐏𝐋𝐅𝐑) 𝟐𝟎𝟐𝟔. Anisan’ny nanatrika ny fivoriana teny an-toerana ny Minisitra misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra RazafimanantsoaLoharanom-baovao : Minisiteran’ny Toekarena sy ny…

𝟐𝟐 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐇𝐨̂𝐩𝐢𝐭𝐚𝐥𝐲 𝐌𝐨𝐬𝐜𝐨𝐮

𝟐𝟐 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐇𝐨̂𝐩𝐢𝐭𝐚𝐥𝐲 𝐌𝐨𝐬𝐜𝐨𝐮 𝐕𝐢𝐭𝐚 𝐬𝐨𝐚 𝐚𝐦𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐞𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐓𝐨𝐣𝐨, 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐭𝐨𝐯𝐨𝐥𝐚𝐡𝐲 𝐚𝐧𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐚𝐩𝐨𝐢𝐳𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚. 𝐒𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐲 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐳𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐭𝐨 𝐬𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐭𝐨. 𝐈 𝐓𝐞𝐝𝐝𝐲, 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐠𝐚𝐳𝐞𝐭𝐲…

Distrikan’i Mananjary, Faritra Vatovavy

19 Jona 2026 Distrikan’i Mananjary, Faritra Vatovavy Nanao fanentanana sy fanazavana momba ny Fikaonandoha Ifotony ary ny tanjona kendren’ny Fitondrana Fanavaozana ny tompon’andraikitra teny an-toerana notarihin’ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Fitovinany Fridolin Caleb. Nanatrika izany ireo sokajin-kery rehetra eo anivon’ny…

Faritra Fitovinany

20 JonaFaritra FitovinanyTontosa tany amin’ny kaominina Lanivo sy kaominina Ankarimbary samy any amin’ny distrikan’i Vohipeno ny fampahafantarana sy fanentanana momba ny fikaonandoham-pirenena. Resy lahatra ny vahoaka tany amin’ireo kaominina roa ireo fa tena ilaina tokoa ahafahana manarina ny Fokontany ny…

Distrika Tsihombe-Faritra Androy

22 Jona 2026 Distrika Tsihombe-Faritra Androy Notanterahina ny fihaonana niarahana tamin’ ny talem-paritra miasahana ny Faritra Androy Miha Jaonasitera sy ireo solontenan’ny fiarahamonim-pirenena ary ny FFKM tao amin’ny Distrika Tsihome ka tao amin’ny Kaominina Ankilivalo;Behazomanga;Anjampaly;Marovato;Imongy;Tsihombe;ary Antaritarike. Nandritra izany no nanaovana…

Faritra Matsiatra Ambony

18 Jona 2026 Faritra Matsiatra Ambony Tontosa ny fitsidihana ampanajana an’Andriamatoa RAHERINJANAHARY Pierre Raymond, Lehiben’ny Faritra Matsiatra Ambony, sy ny Fitaleavam-paritra misahana ny Fanavaozana notarihin-dRamatoa RAZANAMAHEFA Désirée Marie Stella, Tale-paritra misahana ny Fanavaozana. Fitsidihina izay nifantoka tamin’ny fifampidinihana sy fifampizarana…

Mahajanga, Faritra Boeny

19 Jona 2026 Mahajanga, Faritra Boeny Nihaona tamin’ny Lehiben’ny Distrikan’ny Boeny sy ny Lehiben’ny Sampandraharahan’ny Tetibola Boeny ny talem-paritra misahana ny Fanavaozana Boeny Razafindrakoto Tojo Harinala nifampidinika momba ny fiaraha-miasa amin’ny fanatanterahana ny dinika tarihin’ny FFKM sy ny famahana ireo…