πŸ“†23 Jona 2026,
πŸ€Ήβ€β™‚οΈπ——π—œπ—”π—•π—˜ 𝗛𝗒 𝗙𝗔𝗑𝗔𝗠𝗔π—₯π—œπ—›π—”π—‘π—” 𝗑𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔-𝟲𝟲 𝗧𝗔𝗒𝗑𝗔 𝗑𝗬 π—™π—”π—›π—”π—Ÿπ—˜π—’π—©π—”π—‘π—§π—˜π—‘π—” – π—•π—’π—˜π—‘π—¬
πŸ“Notanterahina teto Mahajanga ny diabe ho fanamarihana ny faha-66 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Niainga teo amin’ny Lapan’ny TanΓ na ireo mpiasam-panjakana ary namakivaky ny tanΓ na, ka nofaranana tamin’ny hetsika Zumba teo anoloan’ny Lapan’ny TanΓ na izany.
Nitarika ny hetsika ny PrΓ©fet Mahajanga sy ny Lehiben’ny Faritra Boeny Boeny. Nanatrika izany ihany koa ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana eto amin’ny Faritra Boeny Razafindrakoto Tojo Harinala
πŸ‘―Nisongadina tamin’ity hetsika ity ny firaisankina sy ny fandraisan’andraikitry ny rehetra ho fanomezam-boninahitra ny fetim-pirenena.πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬