𝐍𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐏𝐂𝐑 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀

𝐍𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐏𝐂𝐑 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀 Ampanjaka manjaka, izany hoe mbola amperin’asa, miisa 14, avy any amin’ny telozoron’ Avaratra tonga nanome tso-drano sy ny hetaheta hitondrany ny anjara birikiny amin’ny fanavaozana izay hatao tao amin’ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika…



