10 taona nisokafan’ny masoivohon’ny Repoblikan’i Korea teto Madagasikara: Nankalazaina tamin’ny alalan’ny mozika nentim-paharazana koreana

4 jolay 2026 Ivandry10 taona nisokafan’ny masoivohon’ny Repoblikan’i Korea teto Madagasikara: Nankalazaina tamin’ny alalan’ny mozika nentim-paharazana koreanaKaonseritra fampiraisana ny mozika nentim-paharazana koreana » izay niangalian’ny mpanakanto Koreanina 8 no nanamarihana ny faha-10 taona nisokafan’ny masoivohon’ny Repoblikan’i Korea eto Madagasikara. Hira sy…









