Ambositra-Faritra Amoron’i Mania

26 Jona 2026Ambositra-Faritra Amoron’i ManiaFintina an-tsary ny fankalazana ny faha 66 taona niverenan’ny Fahaleovantena tao amin’ny Faritra Amoron’ny Mania.Anisany nandray anjara feno tamin’izany fankalazana izany ny Fitaleavam-paritra Misahana ny Fanavaozana Amoron’i Mania#MCR#Fanavaozana#fifanajana#FiarahaMientana#fanolorantena









