admin

admin

FANENTANANA MOMBA NY DINGAN’NY FIKAONANDOHAM-PIRENENA

Miarinarivo – Faritra Itasy 01 Jona 2026 FANENTANANA MOMBA NY DINGAN’NY FIKAONANDOHAM-PIRENENANotanterahina tao Miarinarivo ny fampahafantarana sy fanentanana mikasika ny fizotran’ny Fikaonandoham-pirenena ho avy. Nandray anjara tamin’izany ireo tompon’andraikitra sy solontena isan-tsokajiny, ahitana ny Préfet, Solombavambahoaka, Sampan-draharaham-panjakana , Ben’ny Tanàna,…

Imerintsiatosika – Faritra Itasy

01 Jona 2026 Imerintsiatosika – Faritra Itasy Fampahafantarana ny fizotran’ny Fikaonandoham-pirenenaNandritra ny fananganan-tsaina androany tao Imerintsiatosika, dia nanatanteraka fanentanana sy fampahafantarana momba ny fizotran’ny Fikaonandoham-pirenena ny Talem-paritry ny Fanavaozana sy ny ekipany. Nandray anjara tamin’izany ireo Ben’ny Tanàna, STD, Sefom-pokontany…

NOSOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY FANKALAZANA NY FAHA-66 TAONA NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENAN’I MADAGASIKARA SY NY FETIN’NY FOLOALINDAHY MALAGASY

Parvis Analakely – Antananarivo 01 Jona 2026 NOSOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY FANKALAZANA NY FAHA-66 TAONA NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENAN’I MADAGASIKARA SY NY FETIN’NY FOLOALINDAHY MALAGASYNatomboka tamin’ny fomba ofisialy androany teny amin’ny Parvis Analakely ny fankalazana ny faha-66 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara…

Kaominina Andilanatoby – Faritra Alaotra Mangoro

29 Mey 2026 Kaominina Andilanatoby – Faritra Alaotra Mangoro Notanterahina ny fampahafantarana sy fanazavana ifotony momba ny Fakan-kevitra sy Fikaonandoha Nasionaly, notarihin’ny Fitaleavam-paritry ny Fanavaozana Alaotra Mangoro, niaraka tamin’ireo lehiben’ny sampandraharaha Nanotrona sy nandray anjara tamin’izany ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny, nahitana…

𝐅𝐀𝐍𝐃𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀

𝐅𝐀𝐍𝐃𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐚𝐧𝐤𝐚𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐤𝐨 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚𝐥𝐚𝐯𝐢-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐝𝐢𝐨̂𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐨𝐦𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚𝐤𝐨. 𝐌𝐢𝐬𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐩𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐯𝐚-𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐧𝐢𝐯𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐢𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐭𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐟𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐭𝐬𝐢𝐤𝐞𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐞𝐧𝐝𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚.𝐈𝐫𝐞𝐧𝐲…

Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy

29 May 2026 Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy FAMPAHAFANTARANA MOMBA NY FIKAONAN-DOHAM-PIRENENA Notanterahina tao Arivonimamo ny fotoam-pampahafantarana sy fanentanana momba ny fizotry ny Fikaonandoham-pirenena, niarahana tamin’ireo tompon’andraikitra eny ifotony. Nantsoina manokana hanatrika izany ireo sefom-pokontany manerana ny distrika, ary tonga…

Distrika Faratsiho,Faritra Vakinakaratra

28 May 2026 Distrika Faratsiho,Faritra Vakinakaratra Nandritra ny fivoriana isam-bolan’ny Distrika dia nohararaotina ny fotoana hanomezana fanazavana momba ny Fikaonandoham-pirenena (Concertation Nationale). Nahitana ny fandraisan’anjaran’ireo Ben’ny Tanàna sy sefo Fokontany maro ary notarihin’ireo solontenan’ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana ny fanentanana…

Distrika Antsirabe II – Kaominina Ambohibary

Zoma 29 May 2026 Faritra Vakinankaratra Distrika Antsirabe II – Kaominina Ambohibary Notanterahina ny zoma 29 mey 2026 ny fivoriana sy dinidinika niarahana tamin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny sy ireo hery velona eny anivon’ny fiarahamonina,notarihan’ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Vakinakaratra Ramatoa Rajaonarivony…

Kaominina Tatao – Distrikan’i Manakara, Faritra Fitovinany

29 May 2026 Kaominina Tatao – Distrikan’i Manakara, Faritra Fitovinany TALEM-PARITRY MISAHANA NY FANAVAOZANA MANOHY NY FIDINANA IFOTONY HO FANENTANANA NY FIKAONAN-DOHAM-PIRENENA Mitohy hatrany ny fidinana ifotony ataon’ny Talem-paritry misahana ny Fanavaozana ao amin’ny Faritra Fitovinany. Noho izany dia tany…

Distrikan’i Vangaindrano – Faritra Atsimo Atsinanana

29 Mey 2026 Distrikan’i Vangaindrano – Faritra Atsimo Atsinanana Mitohy hatrany ny fidinana ifotony sy ny fanentanana momba ny Fikaonandoham-pirenena.Nisy ny fihaonana sy fanazavana notanterahina any zoma 29 Mey 2026 tao Vangaindrano, mikasika ny fanentanana sy fanazavana momba ny Fikaonandoham-paritra,…