admin

admin

𝐍𝐢𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧’𝐢 𝐆𝐚𝐛𝐨𝐧 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚

𝟎𝟓 𝐉𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 – 𝐈𝐯𝐚𝐭𝐨𝐍𝐢𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧’𝐢 𝐆𝐚𝐛𝐨𝐧 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐍𝐢𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐈𝐯𝐚𝐭𝐨 𝐡𝐢𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧’𝐢 𝐋𝐢𝐛𝐫𝐞𝐯𝐢𝐥𝐥𝐞, 𝐫𝐞𝐧𝐢𝐯𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫’𝐢 𝐆𝐚𝐛𝐨𝐧, 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚, 𝐧𝐲 𝐊𝐨̂𝐥𝐨̂𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐝𝐞𝐥𝐞𝐠𝐚𝐬𝐢𝐨̂𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚…

Distrika Soavinandriana – Faritra Itasy

Distrika Soavinandriana – Faritra Itasy 03 Jona 2026 FANENTANANA MOMBA NY FIZOTRAN’NY FIKAONANDOHAM-PIRENENA Nandritra ny fivoriana isam-bolana teto Soavinandriana no nanatanterahana ny fampahafantarana sy fanentanana momba ny dingana mankany amin’ny Fikaonandoham-pirenena izay niarahana tamin’ny ekipan’ny Fitaleavam-paritra misahana ny Fanavaozana Itasy,…

Imerintsiatosika – Distrikan’Arivonimamo, Faritra Itasy

Imerintsiatosika – Distrikan’Arivonimamo, Faritra Itasy 03 Jona 2026 FAMPAHAFANTARANA IREO SEFOM-POKONTANY MOMBA NY FIKAONANDOHAM-PIRENENA Notanterahina ny fampahafantarana ireo Sefom-pokontany ao Imerintsiatosika momba ny fizotry ny Fikaonandoham-pirenena, notarihin’ny ekipa avy amin’ny Fitaleavam-paritry ny Fanavaozana Itasy. Nohazavaina nandritra izany ny tanjon’ny fikaonandoha,…

Miarinarivo – Itasy

Miarinarivo – Itasy 03–04 Jona 2026 FIKAONANDOHAN’NY TANORA HO AN’NY FANAVAOZANA Nisokatra androany eto Miarinarivo ny Fikaonandohan’ny Tanora ho an’ny Fanavaozana , mampivondrona ireo solontenan’ny tanora avy amin’ny kaominina manerana ny Faritra Itasy.Fotoana izay notarihan’ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Itasy…

𝟎𝟑 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐈𝐕𝐎𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀

𝟎𝟑 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐈𝐕𝐎𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐓𝐨𝐧𝐭𝐨𝐬𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐥𝐨𝐳𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐚𝐝𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚, 𝐧𝐲 𝐏𝐫𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐫𝐚, 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐅𝐊𝐌. 𝐓𝐞𝐛𝐨𝐤𝐚 𝟑 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐧𝐨 𝐭𝐚𝐩𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲:* 𝐍𝐲 𝐅𝐅𝐊𝐌 𝐧𝐨 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚…

Lapam-panjakana Ambohitsirohitra

03 jona 2026Lapam-panjakana AmbohitsirohitraAraka ny efa nolazain’ny Filohan’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara nandritra ny fandaharana manokana ny Alahady 31 May lasa teo dia mihaona izao tolakandro izao eo amin’ny Lapam-panjakana Ambohitsirohitra ny Filoha ,ny kôlonely RANDRIANIRINA Michaël,ireo Mpanolotsaina…

FIKAONANDOHAM-PARITRA NY TANORA MELAKY 2026

Maintirano – Faritra Melaky 02 – 03 Jona 2026 FIKAONANDOHAM-PARITRA NY TANORA MELAKY 2026 Tanterahina eto Maintirano ny Fikaonandoham-paritra ny Tanora Melaky 2026, mampivondrona ireo solontenan’ny tanora avy amin’ireo distrika dimy mandrafitra ny Faritra Melaky : Antsalova, Morafenobe, Ambatomainty, Besalampy…

FAMONDRONANA IREO FIARAHAMONIM-PIRENENA (OSC)

Miarinarivo – Faritra Itasy 02 Jona 2026 FAMONDRONANA IREO FIARAHAMONIM-PIRENENA (OSC)Nivory teto amin’ny Fitaleavam-paritry ny Fanavaozana Itasy ireo OSC miisa 41 avy amin’ny distrika telo, notarihin’ny Talem-paritry Misahana ny Fanavaozana Itasy Ranarivao Onitiana Sitraka. Nifampidinihana ny mampiavaka ny faritra sy…

𝐅𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 « 𝘾𝙤𝙣𝙨𝙪𝙡𝙨 𝙝𝙤𝙣𝙤𝙧𝙖𝙞𝙧𝙚𝙨 » 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐬𝐫𝐚𝐞𝐥𝐢𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚.

𝟏 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐬𝐨𝐫𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚𝐅𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 « 𝘾𝙤𝙣𝙨𝙪𝙡𝙨 𝙝𝙤𝙣𝙤𝙧𝙖𝙞𝙧𝙚𝙨 » 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐬𝐫𝐚𝐞𝐥𝐢𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚. 𝐍𝐨𝐫𝐚𝐢𝐬𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚, 𝐧𝐲 𝐊𝐨̂𝐥𝐨̂𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐬𝐨𝐫𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐨𝐚 𝐢𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐇𝐚𝐢𝐦 𝐁𝐞𝐫𝐤𝐨𝐯𝐢𝐭𝐬 𝐬𝐲 𝐈𝐭𝐬𝐡𝐚𝐤 𝐌𝐚𝐦𝐨, 𝐬𝐚𝐦𝐲 « 𝘾𝙤𝙣𝙨𝙪𝙡𝙨 𝙝𝙤𝙣𝙤𝙧𝙖𝙞𝙧𝙚𝙨 » 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐬𝐫𝐚𝐞𝐥𝐢𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐌𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐨𝐞𝐤𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲…