Distrika Farafangana – Faritra Atsimo Atsinanana

Distrika Farafangana – Faritra Atsimo Atsinanana 09 Jona 2026FIKAONANDOHAN’NY TANORA HO AN’NY FANAVAOZANANosokafana ny 09 Jona ny fikaonandohan’ny tanora avy amin’ireo distrika dimy mandrafitra ny Faritra Atsimo Atsinanana: Farafangana, Vangaindrano, Midongy Atsimo, Befotaka Atsimo ary Vondrozo. Haharitra roa andro ny…









