Tranombokim-pirenena Anosy

Alakamisy 21 may 2026 Tranombokim-pirenena AnosyAndro faharoa ny dinika fanomanana ho an’ny Fikaonandohampirenena Nitohy androany ny andro faharoan’ny atrikasa fanomanana ireo fitaovam-piofanana sy torolalana ho an’ireo Mpanamora ny Fikaonandoham-pirenena. Nanatrika izany Ramatoa Minisitra misahana ny Fanavaozana, Maître Hanitra Razafimanantsoa, izay…









