Kaominina Ambanivohitra Ankatafana – Distrikan’i Mananjary, Faritra Vatovavy

28 MAY 2026 Kaominina Ambanivohitra Ankatafana – Distrikan’i Mananjary, Faritra Vatovavy Mitohy ny fanentanana momba ny Fikaonandoha Ifotony sy ny fifampidinihana miaraka amin’ny tanora.Nifamotoana tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ankatafana ny Talem-paritry ny Fanavaozana Andriamatoa Fridolin Caleb (DRR) sy ny Talem-paritry…









