𝗙𝗔𝗡𝗝𝗔𝗩𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗢𝗡𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗭𝗔𝗭𝗔 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 : « 𝗠𝗜𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢 𝗙𝗜𝗧𝗢𝗡𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗙𝗔𝗡𝗢𝗠𝗘𝗭𝗔𝗡-𝗧𝗔̀𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗣𝗥𝗔𝗜𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔

7 jolay 2026 Lapan’i Mahazoarivo 𝗙𝗔𝗡𝗝𝗔𝗩𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗢𝗡𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗭𝗔𝗭𝗔 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 : « 𝗠𝗜𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢 𝗙𝗜𝗧𝗢𝗡𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗙𝗔𝗡𝗢𝗠𝗘𝗭𝗔𝗡-𝗧𝗔̀𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗣𝗥𝗔𝗜𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔 Manoloana ny zava- mitranga eto amin’ny Firenena, fanjavonana zanaka malagasy ary misy ireo namoy ny ainy, dia hentitra ny Lehiben’ny governemanta 𝙈𝙖𝙢𝙞𝙩𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙍𝙖𝙟𝙖𝙤𝙣𝙖𝙧𝙞𝙨𝙤𝙣 nanipika…









