
Manaraka akaiky ny fizotry ny fanatanterahana ireo asa ireo ny talem-paritra misahana ny Fanavaozana ao an-toerana Atoa Miha Jaonasitera sy ireo tompon’andraiki-panjakana any an-toerana toy ny Lehiben’ny Faritra, ny PrΓ©fet sy ny Talem-paritra maromaro nanampy azy ireo tamin’ny fijerena ny pitsopitsony indrindra fa ny mety ho fanamorana amin’ny lafiny fananantany.