
π
ππππππ ππππππ-πππππππ πππππ ππ ππππππππ πππππππππ ππ ππ’ππ ππππππππ πππππππππ ππ ππππππ
Ny Zoma 03 Jolay 2026, dia nanatanteraka tatitra tamin’ ireo solontenan’ny mponina tao amin’ny Faritra Melaky izay nandray anjara tamin’ny Atrikasa Nasionaly ho an’ireo Vehivavy sy Tanora Vehivavy Mpitarika ny teo anivon’ny Faritra , izay notanterahina tany Antananarivo ny 04 sy 05 Jona 2026.

Nanatrika izany ireo solontenan’ny fikambanam-behivavy ao an-toerana, ireo manam-pahefana sy zokiolona, ka anisan’izany ny solontenan’ny Lehiben’ny Faritra Melaky sy ny Talem-paritry ny Fanavaozana Melaky Randriamampionona Roger.