πŸ—“οΈΒ 7 jolay 2026
πŸ“Β Lapan’i Mahazoarivo

𝗙𝗔𝗑𝗝𝗔𝗩𝗒𝗑𝗔𝗑𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗒𝗑𝗒𝗔𝗑𝗔 𝗭𝗔𝗭𝗔 π— π—”π—Ÿπ—”π—šπ—”π—¦π—¬ : Β«Β π— π—œπ—”π—‘π—§π—¦π—’ π—™π—œπ—§π—’π—‘π—œπ—”π—‘π—” 𝗦𝗬 π—™π—œπ—™π—”π—‘π—’π— π—˜π—­π—”π—‘-𝗧𝗔̀𝗑𝗔𝗑𝗔 𝗑𝗬 𝗣π—₯π—”π—œπ— π—œπ—‘π—œπ—¦π—œπ—§π—₯𝗔

βœ…Β Manoloana ny zava- mitranga eto amin’ny Firenena, fanjavonana zanaka malagasy ary misy ireo namoy ny ainy, dia hentitra ny Lehiben’ny governemanta π™ˆπ™–π™’π™žπ™©π™žπ™–π™£π™– π™π™–π™Ÿπ™–π™€π™£π™–π™§π™žπ™¨π™€π™£ nanipika fa tsy afaka handefitra ny tenany, amin’ny maha Praiminisitra azy, fa vonona hiatrika ady, na iza na iza ambadik’ireny tranga fanjavonana sy vono olona ireny.

πŸ‘‰Β Efa misy ny fepetra fisorohana napetraka ary efa nomena baiko hentitra ireo minisitera voakasika. Koa niantso fitoniana ny Praiminisitra ary miantso fifanomezan-tΓ nana avy amin’ny olom-pirenena rehetra mba hanampy ireo mpitandro filaminana.

βšͺΒ Tsy nohadinoin’ny Praiminisitra ny naneho fiombonam- po tamin’ireo ray aman-dreny very zanaka na namoy zanaka noho izao tranga tena hafa tsy mbola fahita izao.
Β Β» π‘»π’”π’š π’Žπ’Šπ’”π’š π’Žπ’‚π’π’‚π’Œπ’‚π’π’‚ π’Šπ’•π’š 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 π’Šπ’•π’š. π‘»π’”π’š π’Žπ’‚π’Šπ’π’•π’”π’š π’•π’‚π’π’•π’†π’“π’‚π’Œπ’‚ π’π’š 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 » hoy ny Praiminisitra.

Loharanom-baovao: Serasera Mahazoarivo