Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena andiany fahaefatra

26 Aprily 2026Analakely-MahamasinaFankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena andiany fahaefatra Manasa anao hanaraka an-tsary ireo fotoana nisongadina nandritra ny « course de la solidarité »nanomboka teny amin’ny Parvis Analakely ka hatreny amin’ny Kianjan’i Mahamasina.#mcr#Fanavaozana#fifanajana#FiarahaMientana#Finiavana









