𝐓𝐞𝐧𝐢𝐧’𝐢 𝐑𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚

𝐓𝐞𝐧𝐢𝐧’𝐢 𝐑𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 Misaotra an’Andriamanitra noho ny fitantanany. Misaotra ny Filoham-panjakana sy ny Praiminisitra nametraka ny fahatokisany tamin’ny tenanay. Misaotra ny rehetra nanosika sy nanohana tamin’ny fandraisana ny andraikitra. Nanaiky izany am-panetre-tena ary vonona ny hanome ny saina sy ny…

