📍 FARITRA VATOVAVY
🗓️ 23 ,24 Aprily 2026
✔️Nidina ifotony tao amin’ny distrikan’i Mananjary ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana, Andriamatoa Fridolin Caleb.
👉Nanatrika ny fakankevitra ifotony mahakasika ny fananantany
👉Nifampidinika tamin’ny Prefettao anatin’ny hetsika fanomanana ny Fikaonandohan’ny tanora eo anivon’ny faritra
🎯Tanjona
Hifanankalozan-kevitra sy handinihana ireo paikady sy hetsika entina manatsara ny fampandrosoana sy ny fanavaozana ao amin’ny faritra.