Tanterahina eny Ambohidratrimo mandritra ny roa andro ny fifanakalozana traik’efa momba ny tari-dàlana sy ny fomba fiasa enti-miatrika ny fakan-kevitra eny ifotony

Ambohidratrimo 05–06 Mey 2026 Fanomanana fikaonandoha ifotony:Tanterahina eny Ambohidratrimo mandritra ny roa andro ny fifanakalozana traik’efa momba ny tari-dàlana sy ny fomba fiasa enti-miatrika ny fakan-kevitra eny ifotony. Miisa 125 ireo mpandray anjara ka ahitana ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Minisitera…









