Catégorie  Uncategorized

Festivaly Tsapiky

17-18 Aprily 2026ToliaraFestivaly Tsapiky: fotoana nanamarihana ny nahatafiditra ny « Tsapiky » ho isan’ny harem-bakoka iraisam-pirenena tsy azo tsapain-tànana eo anivon’ny UNESCO nanomboka ny 10 Desambra 2025.Nanokana ny tsangambaton’ny Tsapiky tany an-toerana ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny kolonely Randrianirina Michaël notronin’ny…

17 Aprily 2026 | Ny Tsapiky

17 Aprily 2026 Toliara Efa any Toliara ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny Kolonely Michaël Randrianirina hanolotra ny Tsapiky ho an’ny vahoaka Malagasy mandritra ny hetsika « Tsapiky festivaly » izay ho tanterahina any an-toerana androany sy rahampitso Ny Tsapiky moa dia…

Fiaraha-miasa: Fifanakalozana voalohany teo amin’ny Vondrona Eoropeana sy Madagasikara

Minisiteran’ny Raharaham-bahiny Anosy Fiaraha-miasa: Fifanakalozana voalohany teo amin’ny Vondrona Eoropeana sy MadagasikaraFanavaozana ny fifandraisana ara-panjakana, fanamafisana ny fiara-miasa amin’ny lafiny politika, toe-karena ary iraisam-pirenena. Ireo no nifampiresahana nandritra ny fifanakalozan-kevitra voalohany teo amin’i Madagasikara sy ny Vondrona Eoropeana, izay voafaritra…

Fikaonandohanam-pirenen’ny tanora: miatrika fanofanana ho an’ny mpampiofana ireo talem-paritry ny tanora sy ny fanatanjahantena sy ireo talem-paritra misahana ny fanavaozana

15 Aprily 2026Maibahoaka IvatoFikaonandohanam-pirenen’ny tanora: miatrika fanofanana ho an’ny mpampiofana ireo talem-paritry ny tanora sy ny fanatanjahantena sy ireo talem-paritra misahana ny fanavaozanaFanofanana entina hanomanana ny fikaonandoham-pirenena ho an’ny tanora eny anivon’ny kaominina, distrika sy faritraNy Minisiteran’ny Tanora sy ny…

Minisitera misahana ny Fanavaozana- Firaisamonim-pirenena : Mifarimbona mikarakara fikaonandoha miompana amin’ny Tany sy ny Lalàmpanorenana

AmbatonakangaMinisitera misahana ny Fanavaozana- Firaisamonim-pirenena : Mifarimbona mikarakara fikaonandoha miompana amin’ny Tany sy ny LalàmpanorenanaNy sehatry ny fananantany sy fandrafetana Lalàmpanorenana indray no entina manatanteraka fikaonandoha. Miara-misalahy ao anatin’ny fanomanana ny Minisitera misahana ny Fanavaozana ireo mpikambana ao anatin’ny Firaisamonim-pirenena…

Lanonana nanombohana tamin’ny fomba ofisialy ny Fikaonandoham-pirenen’ny tanora ho an’ny Fanavaozana

14 Aprily 2026CCI IvatoLanonana nanombohana tamin’ny fomba ofisialy ny Fikaonandoham-pirenen’ny tanora ho an’ny FanavaozanaHoy ny filohan’ny fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara,Randrianirina Michaël:Tao anatin’ny fananganana ny Governemanta faharoan’ny fitondrana Fanavaozana dia navadika ho minisitera tsotra ny Minisitera misahana ny Fanavaozana raha Minisiteram-panjakana…

𝐅𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐌𝐚𝐬𝐨𝐢𝐯𝐨𝐡𝐨 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝟒 𝐡𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚

𝟏𝟑 𝐚𝐩𝐫𝐢𝐥𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐥𝐨𝐡𝐚𝐅𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐌𝐚𝐬𝐨𝐢𝐯𝐨𝐡𝐨 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝟒 𝐡𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐌𝐚𝐬𝐨𝐢𝐯𝐨𝐡𝐨 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐞𝐫𝐨̂𝐩𝐞𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐢𝐬𝐚 𝟒 𝐧𝐨 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐚𝐳𝐲 𝐡𝐢𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚,…