Catégorie  Uncategorized

Fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fivoriana tsy ara-potoana ny Antenimieram-pirenena

13 Aprily 2026Antenimieram-pirenena TsimbazazaFanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fivoriana tsy ara-potoana ny Antenimieram-pirenena Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy androany maraina teny Tsimbazaza ny fivoriana tsy ara-potoanan’ny Antemierampirenena izay miompana indrindra amin’ny fanoloran’ Andriamatoa Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, RAJAONARISON Mamitiana Jeannot, ny Politika…

50 𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙞𝙧𝙤𝙩𝙨𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙣-𝙩𝙨𝙚𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙩𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙡𝙖 𝙢𝙖𝙢𝙤𝙠𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙩𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖𝙠𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙫𝙮

50 𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙞𝙧𝙤𝙩𝙨𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙣-𝙩𝙨𝙚𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙩𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙡𝙖 𝙢𝙖𝙢𝙤𝙠𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙩𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖𝙠𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙫𝙮 𝟏𝟏 𝐚𝐩𝐫𝐢𝐥𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐀𝐧𝐭𝐬𝐢𝐫𝐢𝐧𝐚𝐥𝐚, 𝐌𝐨𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚.« 50 𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙞𝙧𝙤𝙩𝙨𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙣-𝙩𝙨𝙚𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙩𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙡𝙖 𝙢𝙖𝙢𝙤𝙠𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙩𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖𝙠𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙫𝙮 » 𝐧𝐨 𝐥𝐨𝐡𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚 𝟓𝟎…

Fikaonandoha fampiharana: tao Antsirabe II no nanombohana azy

11 Aprily 2026Distrika Antsirabe IIFikaonandoha fampiharana: tao Antsirabe II no nanombohana azyNy fokontany Tsarafara sy Tsarafiraisana, kaominina Ambano, distrika Antsirabe II no nanatanterahana ny fikaonandoha andrana sady fampiharana androany.Tafiditra indrindra ao anatin’ny Programan’ny Fanavaozana sy ny tetiandro napetraky ny Minisitera…

Fikaonandoham-pirenena : Fitaovana informatika maro samihafa avy amin’ ny PNUD ho an’ny Minisitera misahana ny Fanavaozana

10 Aprily 2026 Minisitera misahana ny Fanavaozana AntaninareninaFikaonandoham-pirenena : Fitaovana informatika maro samihafa avy amin’ ny PNUD ho an’ny Minisitera misahana ny Fanavaozana Noraisin-dRamatoa Minisitra misahana ny Fanavaozana, Maître Hanitra Razafimanantsoa, tao amin’ny birao fiasany ao Antaninarenina androany ny delegasiona…

 KAFE POLITIKA – IEPAG Madagascar

 10 Aprily 2026 2 ora tolakandro IEPAG Ampandrana  Andao hiresaka fanavaozana Lohahevitra : Fanavaozana an’i Madagasikara: ny Andrim-panjakana ve no tokony hovaina sa ny toetsain’ ny olom-pirenena ?  Ireo handray anjara : – Mika Andriambelo : Président d’honneur – Association Za Koa…