
Tao Imeritsiatosika, distrikan’Arivonimamo indray no nanohizan’ny Talem-paritra ao Itasy. Ranarivao Onitiana Sitraka, ny fanomanana ny fikaonandoha isam-pokontany.

Niara-nivondrona tao Imerintsiatosika, distrikan’Arivonimamo ireo olobe, lehiben’ny fiangonana, mpandraharaha, fikambanam-behivavy, tanora, solontenan’ny fiarahamonim-pirenena ary ny ray aman-dreny ara-drazana.