Catégorie  Uncategorized

Distrika Antsirabe II – Kaominina Ambohibary

Zoma 29 May 2026 Faritra Vakinankaratra Distrika Antsirabe II – Kaominina Ambohibary Notanterahina ny zoma 29 mey 2026 ny fivoriana sy dinidinika niarahana tamin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny sy ireo hery velona eny anivon’ny fiarahamonina,notarihan’ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Vakinakaratra Ramatoa Rajaonarivony…

Kaominina Tatao – Distrikan’i Manakara, Faritra Fitovinany

29 May 2026 Kaominina Tatao – Distrikan’i Manakara, Faritra Fitovinany TALEM-PARITRY MISAHANA NY FANAVAOZANA MANOHY NY FIDINANA IFOTONY HO FANENTANANA NY FIKAONAN-DOHAM-PIRENENA Mitohy hatrany ny fidinana ifotony ataon’ny Talem-paritry misahana ny Fanavaozana ao amin’ny Faritra Fitovinany. Noho izany dia tany…

Distrikan’i Vangaindrano – Faritra Atsimo Atsinanana

29 Mey 2026 Distrikan’i Vangaindrano – Faritra Atsimo Atsinanana Mitohy hatrany ny fidinana ifotony sy ny fanentanana momba ny Fikaonandoham-pirenena.Nisy ny fihaonana sy fanazavana notanterahina any zoma 29 Mey 2026 tao Vangaindrano, mikasika ny fanentanana sy fanazavana momba ny Fikaonandoham-paritra,…

FANATREHANA NY ANDRON’NY FITANTANAM-PANJAKANA IFOTONY (JOURNÉE DE L’ADMINISTRATION TERRITORIALE)

29 MAY 2026Fénérive-Est – Faritra Analanjirofo FANATREHANA NY ANDRON’NY FITANTANAM-PANJAKANA IFOTONY (JOURNÉE DE L’ADMINISTRATION TERRITORIALE)Nandray anjara tamin’ny fankalazana ny Andron’ny Fitantanam-panjakana Ifotony, nokarakarain’ny Préfecture de Fénérive-Est, ireo tompon’andraikitra isan’ambaratonga eo anivon’ny Faritra Analanjirofo, ka isan’izany ny : Lehiben’ny Faritra Analanjirofo…

Faritra Analanjirofo,Kaominina Ambanivohitra Mahambo

28 MAY 2026 Faritra Analanjirofo,Kaominina Ambanivohitra Mahambo Nisy ny fidinana ifotony sy fanentanana momba ny Fikaonandoham-pirenena niarahana tamin’Andriamatoa Ben’ny Tanàna sy ny Lefiny tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Mahambo ary ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Faritra Analanjirofo Andrianandraina Aldine. Nozaraina roa…

KAOMININA SAHASINAKA – FARITRA FITOVINANY

27 MAI 2026 KAOMININA SAHASINAKA – FARITRA FITOVINANYAraka ny fandaharam-potoana efa nifanarahana dia notanterahina tao amin’ny Kaominina Sahasinaka ny fanentanana nataon’ny Talem-paritry misahana ny Fanavaozana ho an’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny, mikasika ny Fikaonandoham-pirenena .Nohamafisina nandritra ny fihaonana fa ilaina ny fanentanana…

KAOMININA Ampasimanjeva – Faritra Fitovinany

26 May 2026 KAOMININA Ampasimanjeva – Faritra Fitovinany Miroso hatrany amin’ny fanentanana momba ny Fikaonandoham-pirenena ny Talem-paritry misahana ny Fanavaozana ao amin’ny Faritra Fitovinany. Tanjona amin’izany ny hitondrana fanazavana mazava sy hanentanana ny vahoaka rehetra handray anjara mavitrika amin’ny dingana…

𝙁𝙖𝙣𝙤𝙢𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙠𝙖𝙤𝙣𝙖𝙣𝙙𝙤𝙝𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖: 𝙙𝙞𝙣𝙞𝙠’𝙖𝙨𝙖 𝙩𝙚𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙁𝙁𝙆𝙈 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙈𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙚𝙧𝙖 𝙢𝙞𝙨𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙣𝙖𝙫𝙖𝙤𝙯𝙖𝙣𝙖

26 MAY 2026Lapan’i Mahazoarivo𝙁𝙖𝙣𝙤𝙢𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙠𝙖𝙤𝙣𝙖𝙣𝙙𝙤𝙝𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖: 𝙙𝙞𝙣𝙞𝙠’𝙖𝙨𝙖 𝙩𝙚𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙁𝙁𝙆𝙈 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙈𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙚𝙧𝙖 𝙢𝙞𝙨𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙣𝙖𝙫𝙖𝙤𝙯𝙖𝙣𝙖Miroso hatrany ny fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena sy ny lanonana hanombohana ny dingan’ny Fikaonandoham-pirenena ho an’ny Fanavaozana.Nanatanteraka dinik’asa noho izany ny teo anivon’ny Primatiora notarihin’ny Talen’ny…

Kaominina Ambanivohitra Mahatsara Sud

26 May 2026 Kaominina Ambanivohitra Mahatsara Sud Faritra Vatovavy – Distrikan’i Mananjary Fridolin CalebTalem-paritra misahana ny Fanavaozana Miasahana ny Faritra Vatovavy Nitohy ny fidinana ifotony sy ny fifampiresahana tamin’ireo vahoaka eny anivon’ny Kaominina Ambanivohitra Mahatsara Sud, ho fanamafisana ny fandraisan’anjaran’ny…