Faritra Vatovavy – Distrikan’i Mananjary – Fokontany Sarina

Zoma 22 May 2026 Faritra Vatovavy – Distrikan’i Mananjary – Fokontany Sarina Fanavaozana tsy vita ambony latabatra fa mila fidinana ifotony sy fifampihainoana amin’ny vahoaka.Nisy ny fanazavana sy fifanakalozana tamin’ny alalan’ny haino aman-jery ary koa ny fanatonana akaiky ireo mponina…









