Faritra Fitovinany – Vallée Managnano,Distrika Ambila, Kaominina Ambila

23 May 2026 Faritra Fitovinany – Vallée Managnano,Distrika Ambila, Kaominina Ambila MBOLA ENY IFOTONY MITONDRA NY FANENTANANA Zava-baovao ho an’ny vahoaka ny Fikaonandoham-pirenena raha ny zava-misy eny ifotony no resahana. “Tsy maintsy hamafisina”, hoy ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Romario…









