🗓️ 26 May 2026
📍 Kaominina Ambanivohitra Mahatsara Sud
📌 Faritra Vatovavy – Distrikan’i Mananjary
👤 Fridolin Caleb
Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Miasahana ny Faritra Vatovavy
🤝 Nitohy ny fidinana ifotony sy ny fifampiresahana tamin’ireo vahoaka eny anivon’ny Kaominina Ambanivohitra Mahatsara Sud, ho fanamafisana ny fandraisan’anjaran’ny rehetra amin’ny fampandrosoana sy ny fanavaozana ifotony.
🇲🇬 Notsindriana ny maha zava-dehibe ny fihainoana sy ny fiaraha-misalahy ho fanorenana firenena mirindra sy mandroso.