Kaominina Antetezambaro (Fokontany 13), Distrika Toamasina II

10 Jona 2026 | Kaominina Antetezambaro (Fokontany 13), Distrika Toamasina II Nitohy ny fidinana ifotony nataon’ny Fitaleavam-paritra misahana ny Fanavaozana eto Toamasina tamin’ny alalan’ny fanentanana sy fampahafantarana momba ny Fikaonandoham-pirenena izay hotarihin’ny FFKM ary hiainga eny anivon’ny fokontany. Nafana ny…









