Notanterahina tao amin’ny Tranompokonolona Faratsiho ny dingana fanomanana ny “concertation” mialoha ny fakan-kevitra ifotony

15 Mai 2026 – Faritra Vakinankaratra Distrika Faratsiho Notanterahina tao amin’ny Tranompokonolona Faratsiho ny dingana fanomanana ny “concertation” mialoha ny fakan-kevitra ifotony. Tonga nanatanteraka izany ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana ao Vakinankaratra, Ramatoa Tantely Rajaonarivony sy ny mpiara-miasa aminy ,…









