Faritra Vatovavy

10 Jona 2026 Faritra Vatovavy Nanatrika sy nandray anjara tamin’ny kabary ny Talem-paritra Misahana ny Faritra Vatovavy nandritra ny fanamarihana ny Iray Volan’ny Teny Malagasy. Nohamafisiny fa tokony hotandrovina sy hasandratra hatrany ny Teny Malagasy, izay maha-izy sy mampiavaka ny…









