20 Jona 2026

Ankatso

Tonga nanome voninahitra sy nandray anjara tamin’izany ny Filohan’ny Fanavaozana, Kolonely Mickaël Randrianirina, ny mpanolotsaina Avon’ny ny Fanavaozana;ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta notarihin’ny Praiminisitra Mamitiana Rajaonarison .Tonga nanatrika izany ihany koa ny Minisitra Misahana ny Fanavaozana, Maître Hanitra Razafimanantsoa. Marihina moa fa isany nandray anjara tamin’ny taranja tsipy kanetibe ihany koa ny ekipan’ny Minisitera misahana ny Fanavaozana.

.
Nifanandrina tao anatin’ny lalao ara-pirahalahiana ny ekipan’ny Fiadidiana ny Repoblika/governemanta sy ny ekipan’ny Oniversiten’Antananarivo, tamin’ny baolina kitra anaty efitrano (foot à 7) sy basket ball.

