MCR
Ministère en Charge de la Refondation
MCR
Ministère en Charge de la Refondation
π
ππππππππ-ππππππππππ πππππππ-πππππππ ππ π
πππππππππππ ππ π
πππ ππ πππππ πππππππππ’ππ π
πππππππππππππ ππ ππ ππππππππ’ππ π
πππππππππππ.
Nanatrika izany fotoam-bavaka izany ihany koa ny Tale Jeneralinβny Teti-pivoarana Stratejika eo anivonβny Minisiteranβny Foloalindahy, ny Jeneraly ROBENARIMANGASON Herimamy, sy ireo tomponβandraikitra ambony eo anivonβny Minisiteranβny Foloalindahy ary ny Hery Fiarovana sy Filaminana, niaraka taminβireo solontena avy aminβireo minisitera samihafa sy ny mpikambana ao aminβny Komitim-pirenena Mpanomana ny Fankalazana ny Fetim-pirenena.