
Imerintsiatosika – Distrikan’Arivonimamo, Faritra Itasy

03 Jona 2026

FAMPAHAFANTARANA IREO SEFOM-POKONTANY MOMBA NY FIKAONANDOHAM-PIRENENA

Notanterahina ny fampahafantarana ireo Sefom-pokontany ao Imerintsiatosika momba ny fizotry ny Fikaonandoham-pirenena, notarihin’ny ekipa avy amin’ny Fitaleavam-paritry ny Fanavaozana Itasy.

Nohazavaina nandritra izany ny tanjon’ny fikaonandoha, ny fomba fanatanterahana azy ary ny anjara toeran’ny rehetra amin’ny fanavaozana.