admin

admin

𝟐𝟐 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐇𝐨̂𝐩𝐢𝐭𝐚𝐥𝐲 𝐌𝐨𝐬𝐜𝐨𝐮

𝟐𝟐 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐇𝐨̂𝐩𝐢𝐭𝐚𝐥𝐲 𝐌𝐨𝐬𝐜𝐨𝐮 𝐕𝐢𝐭𝐚 𝐬𝐨𝐚 𝐚𝐦𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐞𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐓𝐨𝐣𝐨, 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐭𝐨𝐯𝐨𝐥𝐚𝐡𝐲 𝐚𝐧𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐚𝐩𝐨𝐢𝐳𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚. 𝐒𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐲 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐳𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐭𝐨 𝐬𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐭𝐨. 𝐈 𝐓𝐞𝐝𝐝𝐲, 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐠𝐚𝐳𝐞𝐭𝐲…

Distrikan’i Mananjary, Faritra Vatovavy

19 Jona 2026 Distrikan’i Mananjary, Faritra Vatovavy Nanao fanentanana sy fanazavana momba ny Fikaonandoha Ifotony ary ny tanjona kendren’ny Fitondrana Fanavaozana ny tompon’andraikitra teny an-toerana notarihin’ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Fitovinany Fridolin Caleb. Nanatrika izany ireo sokajin-kery rehetra eo anivon’ny…

Faritra Fitovinany

20 JonaFaritra FitovinanyTontosa tany amin’ny kaominina Lanivo sy kaominina Ankarimbary samy any amin’ny distrikan’i Vohipeno ny fampahafantarana sy fanentanana momba ny fikaonandoham-pirenena. Resy lahatra ny vahoaka tany amin’ireo kaominina roa ireo fa tena ilaina tokoa ahafahana manarina ny Fokontany ny…

Distrika Tsihombe-Faritra Androy

22 Jona 2026 Distrika Tsihombe-Faritra Androy Notanterahina ny fihaonana niarahana tamin’ ny talem-paritra miasahana ny Faritra Androy Miha Jaonasitera sy ireo solontenan’ny fiarahamonim-pirenena ary ny FFKM tao amin’ny Distrika Tsihome ka tao amin’ny Kaominina Ankilivalo;Behazomanga;Anjampaly;Marovato;Imongy;Tsihombe;ary Antaritarike. Nandritra izany no nanaovana…

Faritra Matsiatra Ambony

18 Jona 2026 Faritra Matsiatra Ambony Tontosa ny fitsidihana ampanajana an’Andriamatoa RAHERINJANAHARY Pierre Raymond, Lehiben’ny Faritra Matsiatra Ambony, sy ny Fitaleavam-paritra misahana ny Fanavaozana notarihin-dRamatoa RAZANAMAHEFA Désirée Marie Stella, Tale-paritra misahana ny Fanavaozana. Fitsidihina izay nifantoka tamin’ny fifampidinihana sy fifampizarana…

Mahajanga, Faritra Boeny

19 Jona 2026 Mahajanga, Faritra Boeny Nihaona tamin’ny Lehiben’ny Distrikan’ny Boeny sy ny Lehiben’ny Sampandraharahan’ny Tetibola Boeny ny talem-paritra misahana ny Fanavaozana Boeny Razafindrakoto Tojo Harinala nifampidinika momba ny fiaraha-miasa amin’ny fanatanterahana ny dinika tarihin’ny FFKM sy ny famahana ireo…

𝟐𝟏 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐄𝐄𝐌 𝐓𝐫𝐢𝐧𝐢𝐭𝐞 𝐌𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐣𝐨𝐦𝐚, 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐝𝐢𝐟𝐢𝐥𝐚𝐨, 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨

𝐀𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟔𝟔 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐨𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐢𝐨𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐨𝐥𝐨𝐚𝐥𝐢𝐧𝐝𝐚𝐡𝐲 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐨𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐥𝐚𝐤𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟐𝟏 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔, 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐄𝐄𝐌 𝐓𝐫𝐢𝐧𝐢𝐭𝐞 𝐌𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐣𝐨𝐦𝐚, 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐝𝐢𝐟𝐢𝐥𝐚𝐨, 𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐯𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐚𝐧𝐠𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐊𝐫𝐢𝐬𝐭𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 (𝐅𝐅𝐊𝐌).𝐍𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲…

𝐅𝐀𝐍𝐎𝐌𝐏𝐎𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐕𝐀𝐕𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐍𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐑𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟔𝟔 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐍𝐈𝐕𝐄𝐑𝐄𝐍𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐋𝐄𝐎𝐕𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐍𝐈𝐉𝐎𝐑𝐎𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐋𝐎𝐀𝐋𝐈𝐍𝐃𝐀𝐇𝐘.

𝐅𝐀𝐍𝐎𝐌𝐏𝐎𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐕𝐀𝐕𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐍𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐑𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟔𝟔 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐍𝐈𝐕𝐄𝐑𝐄𝐍𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐋𝐄𝐎𝐕𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐍𝐈𝐉𝐎𝐑𝐎𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐋𝐎𝐀𝐋𝐈𝐍𝐃𝐀𝐇𝐘.Ho fangataham-pitahiana ho an’ny firenena sy ny vahoaka malagasy amin’izao ankatoky ny Fetim-pirenena izao dia nisy ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana, notarihin’ny Fiombonan’ireo Fiangonana Kristiana eto Madagasikara (FFKM), teny…