admin

admin

𝐅𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐨 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐋𝐚𝐥𝐚̀𝐦𝐩𝐚𝐧𝐨𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐝𝐚𝐡𝐲 𝐅𝐢𝐚𝐧𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐨𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐇𝐂𝐂

𝟏𝟗 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐨 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐋𝐚𝐥𝐚̀𝐦𝐩𝐚𝐧𝐨𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐝𝐚𝐡𝐲 𝐅𝐢𝐚𝐧𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐨𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐇𝐂𝐂 𝐕𝐢𝐭𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐥𝐚̀𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐯𝐨𝐚𝐩𝐞𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐨 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐋𝐚𝐥𝐚̀𝐦𝐩𝐚𝐧𝐨𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲…

Masoivoho amerikana: nankalaza ny faha-250 taonan’ny fahaleovan-tena sy ny faha-160 taona niarahana niasa tamin’ny Madagasikara

18 Jona 2026 Ivandry Masoivoho amerikana: nankalaza ny faha-250 taonan’ny fahaleovan-tena sy ny faha-160 taona niarahana niasa tamin’ny Madagasikara Nomarihana androany teny Ivandry ny fetim-pirenena amerikana ary nanatrika izany lanonana izany ny Praiminisitra lehiben’ny Governemanta, ny Filohan’ny Antenimieran-doholona Mpisolo toerana,…

𝟏𝟖 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐬𝐨𝐫𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚

  𝐍𝐨𝐫𝐚𝐢𝐬𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚, 𝐧𝐲 𝐊𝐨̂𝐥𝐨̂𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐢𝐨 𝐭𝐨𝐥𝐚𝐤𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐢𝐨 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐧’𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐬𝐨𝐫𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚, 𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐬𝐨𝐢𝐯𝐨𝐡𝐨𝐧’𝐢 𝐂𝐡𝐢𝐧𝐞 𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐲 𝐦𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚, 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐉𝐈 𝐏𝐢𝐧𝐠, 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐲. 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐨 𝐧𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧’𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐉𝐈 𝐏𝐢𝐧𝐠 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲…

Kaominina Arivonimamo I – Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy

Kaominina Arivonimamo I – Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy 17 Jona 2026 Notanterahina tao amin’ny Kaominina Arivonimamo I ny fanentanana sy fampahafantarana momba ny Fikaonandoham-pirenena notarihin’ny ekipan’ny Fitaleavam-paritra misahana ny Fanavaozana Itasy, niarahana tamin’ireo sefom-pokontany sy ny lefiny. Nohazavaina nandritra…

Mahajanga I – Faritra Boeny

Mahajanga I – Faritra Boeny 17 Jona 2026 Nisy ny fihaonana teo amin’ny talem-paritra misahana ny Fanavaozana Boeny Razafindrakoto Tojo Harinala sy ny tompon’andraikitra ao amin’ny Sekoly Ambony momba ny Lalàna sy ny Siansa Politika (EDSP) Oniversiten’ny Mahajanga, izay nanamafisana…

Kaominina Ambohitrambo – Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy

Kaominina Ambohitrambo – Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy 17 Jona 2026 𝗙𝗶𝗸𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗶𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗼𝗸𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 Ho avy tsy ho ela ny Fikaonandoham-pirenena eny anivon’ny fokontany izay hotarihin’ny FFKM, ka ho fanomanana izany dia nidina ifotony teto amin’ny Kaominina Ambohitrambo…

Kaominina Ampohimpandrano – Miandrandra – Miantsoarivo – Ambohimandry – Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy

Kaominina Ampohimpandrano – Miandrandra – Miantsoarivo – Ambohimandry – Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy 17 Jona 2026𝗙𝗶𝗱𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗳𝗼𝘁𝗼𝗻𝘆 𝗺𝗶𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗸𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮Notanterahina ny 17 Jona 2026 tao amin’ny Kaominina Ampohimpandrano ny fihaonana niarahana tamin’ireo Sefom-pokontany miisa 51 avy amin’ny…

Kaominina Andemaka – Distrikan’i Vohipeno – Faritra Fitovinany

Kaominina Andemaka – Distrikan’i Vohipeno – Faritra Fitovinany 17 Jona 2026 Fanentanana momba ny Fikaonandoham-pirenena Nidina ifotony tao amin’ny Kaominina Andemaka nitondra fanentanana momba ny fikaonandohampirenena ny Talem-paritry ny Fanavaozana ao amin’ny Faritra Fitovinany Romario Randriazafy . Nandritra izany no…

Kaominina Mahasoabe – Distrikan’i Vohipeno – Faritra Fitovinany

Kaominina Mahasoabe – Distrikan’i Vohipeno – Faritra Fitovinany 17 Jona 2026 Fanentanana momba ny Fikaonandoham-pirenena Nidina ifotony nanatanteraka fanentanana sy fampahafantarana momba ny Fikaonandoham-pirenena tao amin’ny Kaominina Mahasoabe ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Romario Randriazafy.Nohazavaina tamin’ny vahoaka ny tanjona sy…