« Fomba fahazoana rano fisotro madio sy ny fanadiovana azo antoka hanatrarana ny tanjon’ny Agenda 2063 »

20 Jona 2026 Carlton Anosy Nankalazaina androany ny faha-63 taonan’ny nananganana ny Vondrona Afrikanina (UA), ny lohahevitra tamin’izany dia ny hoe : « Fomba fahazoana rano fisotro madio sy ny fanadiovana azo antoka hanatrarana ny tanjon’ny Agenda 2063 ». Ny…









