admin

admin

𝟏𝟕 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐥𝐨𝐡𝐚

𝟏𝟕 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐍𝐨𝐫𝐚𝐢𝐬𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚, 𝐧𝐲 𝐊𝐨̂𝐥𝐨̂𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐢𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐨 𝐧𝐲 « 𝐒𝐨𝐮𝐬 𝐒𝐞𝐜𝐫𝐞́𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐝’𝐄𝐭𝐚𝐭 𝐀𝐝𝐣𝐨𝐢𝐧𝐭 » 𝐚𝐦𝐞𝐫𝐢𝐤𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐀𝐟𝐫𝐢𝐤𝐚, 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐍𝐢𝐜𝐤 𝐂𝐇𝐄𝐂𝐊𝐄𝐑, 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐩𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚…

Soatsifa – Kaominina Maroalopoty – Distrika Ambovombe,Faritra Androy

Soatsifa – Kaominina Maroalopoty – Distrika Ambovombe,Faritra Androy 16 Jona 2026Fanentanana sy fifampizarana vaovao momba ny Fikaonandoham-pirenenaNisy ny fihaonana sy fifanakalozan-kevitra niarahana tamin’ireo mponina, fotoana izay notarihan’ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Androy Miha JAONASITERA . Nandritra izany no nanazavana ny…

Kaominina Ambatomirahavavy – Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy

Kaominina Ambatomirahavavy – Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy 16 Jona 2026Nidina ifotony nahampafantatra momba ny Fikaonandoham-pireneny ekipa avy amin’ny Fitaleavam-paritra misahana ny Fanavaozana Itasy niaraka tamin’ireo sefom-pokontany sy délégués ao amin’ny Kaominina Ambatomirahavavy. Nandritra izany no nanazavana ny tanjona sy…

Kaominina Morarano – Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy

Kaominina Morarano – Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy 16 Jona 2026Nisy ny fivoriana notarihan’ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Itasy Ranarivao Onitiana Sitraka niarahana tamin’ireo sefom-pokontany 9 mandrafitra ny Kaominina Morarano ho fampahafantarana ny Fikaonandoham-pirenena sy fanamafisana ny anjara asan’izy ireo…

Kaominina Ambadrika – Distrika Manakara – Faritra Fitovinany

Kaominina Ambadrika – Distrika Manakara – Faritra Fitovinany 15 Jona 2026Tontosa ny fanentanana momba ny Fikaonandoham-pirenena notarihin’ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Faritra Fitovinany RANDRIAZAFY Romario teo anivon’ny mponina ao amin’ny Kaominina Ambadrika. Nandritra izany no nanazavana ny fizotry ny Fikaonandoham-pirenena…

Kaominina Amboanana – Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy

Kaominina Amboanana – Distrika Arivonimamo – Faritra Itasy 16 Jona 2026Nanentana sy nampahafantatra momba ny Fikaonandoham-pirenena teo anivon’ny tompon’andraikitra ao amin’ny Kaominina, ny Délégué, ny sefom-pokontany ary ny olom-pirenena ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Itasy RANARIVAO Onitiana Sitraka. Nandritra izany…

Kaominina Vatana, Distrikan’i Manakara, Faritra Fitovinany

15 Jona 2026 Kaominina Vatana, Distrikan’i Manakara, Faritra FitovinanyNotanterahina tao amin’ny Kaominina Vatana ny fanentanana sy fampahafantarana momba ny Fikaonandoham-pirenena, notarihin’Andriamatoa Romario RANDRIAZAFY, Talem-paritry ny Fanavaozana ao amin’ny Faritra Fitovinany. Nandritra izany dia nomena fanazavana ny mponina momba ny tanjon’ny…

Birao Minisitera Misahana ny Fanavaozana Antaninarenina

16 Jona 2026Birao Minisitera Misahana ny Fanavaozana AntaninareninaNotanterahina tao amin’ny Biraon’ny Minisitera Misahana ny Fanavaozana Antaninarenina ny fisoratana anarana biometrika “Izaho Tokana”, hetsika natao hampidirana ny olom-pirenena ao anatin’ny rafitra famantarana nomerika tokana. Maimaim-poana ny fisoratana anarana ary natokana ho…