admin

admin

𝐅𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐞𝐭𝐢𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 : 𝐍𝐨𝐦𝐚𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐨𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲

24 jona 2026Andavamamba 𝐅𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐞𝐭𝐢𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 : 𝐍𝐨𝐦𝐚𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐨𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲. Ao anatin’ny fanamarihana ny iray volan’ny ankizy sy ny fetin’ny Asaramanitra dia nikarakara didimpoitra faobe ny Minisitera misahana ny Fanavaozana.Ity hetsika ara-sosialy ity dia notanterahina…

𝐅𝐚𝐡𝐚-𝟔𝟔 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 : 𝐟𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐨𝐞𝐧𝐭𝐢-𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚

𝐅𝐚𝐡𝐚-𝟔𝟔 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 : 𝐟𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐨𝐞𝐧𝐭𝐢-𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚Ho fanamarihana ny faha-66 taonan’ny Fahaleovantena, ny Minisitera misahana ny Fanavaozana, amin’ny alalan’ny 𝐅𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐅𝐨𝐢𝐛𝐞 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐡𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 (Direction du Pacte Moral et de l’ Éthique Publique), dia…

Toamasina,FARITRA ATSINANANA

Toamasina,FARITRA ATSINANANA Ny 23 Jona 2026, teto amin’ny Faritra Atsinanana, no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Tsenabe sy Fampirantiana nokarakarain’ny Tafika Malagasy, hetsika tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-66 taonan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Anisany tonga nanatrika izany ny Talem-paritra Misahana ny…

𝟐𝟑 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐥𝐨𝐡𝐚

𝟐𝟑 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐀𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐤𝐚𝐭𝐨𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐞𝐭𝐢𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐟𝐞𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐨𝐥𝐨𝐚𝐥𝐢𝐧𝐝𝐚𝐡𝐲 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐤𝐨𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐨𝐭𝐨𝐥𝐨𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐥𝐞𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐨̂𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐚𝐝𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐤𝐢𝐫𝐚𝐫𝐨 𝟏𝟎𝟎𝟎 𝐢𝐬𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐦𝐢𝐥𝐚.…

Nisy ny fitsidihina ara-pomba panajana natao tamin’ny Lehiben’ny Faritra Boeny, niarahana tamin’ny Filohan’ny FFKM Boeny, Révérend Gaston.

Mahajanga, 23 Jona 2026 Nisy ny fitsidihina ara-pomba panajana natao tamin’ny Lehiben’ny Faritra Boeny, niarahana tamin’ny Filohan’ny FFKM Boeny, Révérend Gaston. Nandritra ny fihaonana dia nifampizarana mikasika ny fikarakarana ny Fikaonan-doham-paritra, izay tanterahina eo ambany fitarihan’ny FFKM sy ny Talem-paritry…

Fitsidihana ara-pomba ofisialy

Fitsidihana ara-pomba ofisialyAndroany 23 Jona 2026 dia nanao fitsidihana ara-pomba ofisialy an’Andriamatoa SAMBO Jean Jonas Fils, Lehiben’ny Faritra Ambatosoa, ny Talem-paritry ny Fanavaozana Andrianandraina Aldine ka niarahaba azy noho ny fanendrena azy. Nohazavaina nandritra izany ny andraikitry ny MCR sy…

TALEM-PARITRA MISAHANA NY FANAVAOZANA ANDROY

TALEM-PARITRA MISAHANA NY FANAVAOZANA ANDROYNy 22 Jona 2026, dia nandray anjara tamin’ny fihaonana momba ny fanavaozana ny lisi-pifidianana (refonte) teto Ambovombe ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Androy Miha Jaonasitera, niaraka tamin’ny solontenan’ny CENI Foibe, ny FFKM, ireo Sefo Fokontany ary…

23 Jona 2026-Faritra Ambatosoa

23 Jona 2026-Faritra AmbatosoaNisy ny fihaonana tamin’ireo Ben’ny Tanàna avy amin’ny Distrikan’i Maroantsetra sy Mananara Avaratra, ka 30 mahery tamin’ireo 36 no nanatrika. sy ny Talem-paritry ny Fanavaozana Andrianandraina AldineNandritra izany no nanazavana ny momba ny fanavaozana sy ny maha-zava-dehibe…

𝗗𝗜𝗔𝗕𝗘 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗥𝗜𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔-𝟲𝟲 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗟𝗘𝗢𝗩𝗔𝗡𝗧𝗘𝗡𝗔 – 𝗕𝗢𝗘𝗡𝗬

23 Jona 2026,𝗗𝗜𝗔𝗕𝗘 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗥𝗜𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔-𝟲𝟲 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗟𝗘𝗢𝗩𝗔𝗡𝗧𝗘𝗡𝗔 – 𝗕𝗢𝗘𝗡𝗬Notanterahina teto Mahajanga ny diabe ho fanamarihana ny faha-66 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Niainga teo amin’ny Lapan’ny Tanàna ireo mpiasam-panjakana ary namakivaky ny tanàna, ka nofaranana tamin’ny hetsika Zumba…

TALEM-PARITRY NY FANAVAOZANA ATSINANANA

TALEM-PARITRY NY FANAVAOZANA ATSINANANA 21 Jona 2026Notanterahina tao amin’ny EEM Santa Jakoba ny fotoam-bavaka ho an’ny firenena, nokarakarain’ny FFKM, tao anatin’ny fanamarihana ny fankalazana ny Fetim-pirenena 2026.Natao indrindra ho fangataham-pitahiana ho an’i Madagasikara sy ho fampanjakana ny firaisankina ary ny…