admin

admin

Tafiakatra 11,1 MW ny famokarana herinaratra ao Antsiranana

Antsiranana | 08 Jolay 2026 Tafiakatra 11,1 MW ny famokarana herinaratra ao AntsirananaMitohy ny fanatsarana sy fanamafisana ny famatsiana herinaratra ao Antsiranana. Arak’izany dia nahatratra 11,1 MW ny fitambaran’ny herinaratra vokarina, ka 9,3 MW no avy amin’ireo tobim-pamokarana mandeha amin’ny…

𝐅𝐈𝐕𝐎𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐃𝐈𝐍𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐎𝐊𝐎𝐍𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀

𝐅𝐈𝐕𝐎𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐃𝐈𝐍𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐎𝐊𝐎𝐍𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 Farafangana-Faritra Atsimo Atsinanana07 Jolay 2026𝐅𝐈𝐕𝐎𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐃𝐈𝐍𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐎𝐊𝐎𝐍𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀Notanterahina ny 07 Jolay 2026 tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ny fivoriana dinikasa sy fampiofanana ho an’ireo filoham- pokontany…

Kaominina Ambanivohitra Ankily – Faritra Ihorombe

07 Jolay 2026 Kaominina Ambanivohitra Ankily – Faritra Ihorombe 𝐍𝐚𝐩𝐞𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐨𝐟𝐨𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐈𝐯𝐨𝐧𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐞-𝐛𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐫𝐢𝐫𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐩𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚Tonga tao amin’ny Faritra Ihorombe ny 07 Jolay 2026 Ramatoa Elysa Randrianirina vadin’ny Filohan’ny…

𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐌𝐎𝐍𝐈𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 (𝐎𝐒𝐂)

Matsiatra Ambony | 07 Jolay 2026𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐌𝐎𝐍𝐈𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 (𝐎𝐒𝐂)Notanterahina ny 07 Jolay 2026 ny andro voalohan’ny Fikaonandoham-paritra hoan’ ny Fikambanan’ny Fiarahamonim-pirenena (OSC) tao Matsiatra Ambony.Sehatra iray manamafy ny fandraisan’anjaran’ny olom-pirenena sy ny fikambanana amin’ny famolavolana vahaolana maharitra ho an’ny…

Vavaranon’i Ambolo – Distrikan’i Taolagnaro | Faritra Anosy

07 Jolay 2026Vavaranon’i Ambolo – Distrikan’i Taolagnaro | Faritra Anosy𝐌𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚Nanohy ny fidinana ifotony ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Anosy Atoa Livera Bevazaha tamin’ireo kaominina ao amin’ny Vavaranon’i Ambolo, tao Enakara Haut, Enagnilia, Ranomafana,…

IREO LAHARAM-PIFANDRAISANA AHAZOANA NY ZANDARIMARIA

IREO LAHARAM-PIFANDRAISANA AHAZOANA NY ZANDARIMARIA CIRGN Antananarivo#Antananarivo_Renivohitra( #Compagnie_Tanà_Ville) Laharana maitso (antso maimaimpoana): 119 Brigade Antananarivo Ville (Betongolo): 034.14.006.50 Brigade Andoharanofotsy :034.05.700.84✓ PA Ambatofotsy : 034.05.700.86✓ PA Ankadivoribe : 038.51.700.40✓PA Ambatofahavalo: 038.62.700.40✓ PA Soavina : 038.28.700.40✓ PF Ambalavao: 038.26.700.40✓ PF Bongatsara…

𝐓𝐑𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐕𝐄𝐑𝐄𝐙𝐀𝐍’𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀: 𝗠𝗣𝗜𝗧𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗟𝗔𝗠𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡-𝗝𝗔𝗧𝗢𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗣𝗔𝗥𝗜𝗧𝗔𝗞𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡’ 𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗩𝗢

URGENT 𝐓𝐑𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐕𝐄𝐑𝐄𝐙𝐀𝐍’𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀: 𝗠𝗣𝗜𝗧𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗟𝗔𝗠𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡-𝗝𝗔𝗧𝗢𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗣𝗔𝗥𝗜𝗧𝗔𝗞𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡’ 𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗩𝗢Nanomboka ny atoandro teo, mpitandro ny filaminana an-jatony no miparitaka manerana an’ Antananarivo hisorohana ny tsy hisian’ny tranga fahaverezan’olona intsony.Anisan’ny tazana ao anatin’izany ireo mmpitandro ny filaminana miasa eo anivon’ny…

𝗙𝗔𝗡𝗝𝗔𝗩𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗢𝗡𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗭𝗔𝗭𝗔 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 : « 𝗠𝗜𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢 𝗙𝗜𝗧𝗢𝗡𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗙𝗔𝗡𝗢𝗠𝗘𝗭𝗔𝗡-𝗧𝗔̀𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗣𝗥𝗔𝗜𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔

 7 jolay 2026 Lapan’i Mahazoarivo 𝗙𝗔𝗡𝗝𝗔𝗩𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗢𝗡𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗭𝗔𝗭𝗔 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 : « 𝗠𝗜𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢 𝗙𝗜𝗧𝗢𝗡𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗙𝗔𝗡𝗢𝗠𝗘𝗭𝗔𝗡-𝗧𝗔̀𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗣𝗥𝗔𝗜𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔  Manoloana ny zava- mitranga eto amin’ny Firenena, fanjavonana zanaka malagasy ary misy ireo namoy ny ainy, dia hentitra ny Lehiben’ny governemanta 𝙈𝙖𝙢𝙞𝙩𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙍𝙖𝙟𝙖𝙤𝙣𝙖𝙧𝙞𝙨𝙤𝙣 nanipika…

𝐓𝐄𝐓𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 𝐑𝐎𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐍𝐎 𝐇𝐎𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐇𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐍-𝐓𝐎𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀

𝐓𝐄𝐓𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 𝐑𝐎𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐍𝐎 𝐇𝐎𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐇𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐍-𝐓𝐎𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀 Ambovombe AndroyAtomboka tsy ho ela ny asa fanamboara ny seranam-piaramanidina ao Ambovombe Androy ary efa tonga tany an-toerana ny Tale Jeneralin’ny ADEMA sy ny ekipa teknika nijery ny fomba hanatanterahana izany tetik’asa izany…

𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐉𝐀𝐍𝐀

𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐉𝐀𝐍𝐀Ny 06 Jolay 2026 no nandray ireo solontenan’ny Firaisamonim-pirenena na OSC ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Matsiatra Ambony Razanamahefa Stella.Noresahana nandritra izany ny fanatanterahana Fikaonandohamparitra iarahana amin’ny Fiarahamonim-pirenena, izay hotanterahina manomboka ny Talata 07 Jolay ka hatramin’ny alakamisy…