admin

admin

𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐄𝐋𝐀𝐊𝐘-𝐓𝐀𝐓𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 𝐍𝐀𝐒𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐄𝐇𝐈𝐕𝐀𝐕𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐓𝐀𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐒𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀

𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐄𝐋𝐀𝐊𝐘-𝐓𝐀𝐓𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 𝐍𝐀𝐒𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐄𝐇𝐈𝐕𝐀𝐕𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐓𝐀𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐒𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀Ny Zoma 03 Jolay 2026, dia nanatanteraka tatitra tamin’ ireo solontenan’ny mponina tao amin’ny Faritra Melaky izay nandray anjara tamin’ny Atrikasa Nasionaly ho an’ireo Vehivavy sy Tanora Vehivavy Mpitarika…

01 Jolay-04 Jolay 2026.Taolagnaro- FARITRA ANOSY

01 Jolay-04 Jolay 2026.Taolagnaro- FARITRA ANOSYNanomboka ny 01 Jolay ka hatramin’ny Asabotsy 04 Jolay 2026, dia nidina ifotony nitety ireo kaominina enina ao amin’ny Distrikan’i Tolagnaro ny Talem-paritry ny Fanavaozana Anosy Livera Bevazaha. Anisan’ireo notsidihina ny Kaominina Ambanivohitra Mandromondromotra, Ampasy…

𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐉𝐀𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐕𝐎𝐑𝐈𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐍𝐉𝐈𝐑𝐎𝐅𝐎

Fenoarivo Atsinanana | 03 Jolay 2026𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐉𝐀𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐕𝐎𝐑𝐈𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐍𝐉𝐈𝐑𝐎𝐅𝐎Notanterahina ny zoma 03 Jolay 2026 ny fivoriam-pandrindrana notarihin’Andriamatoa Prefet an’i Fénérive-Est sy ny Lehiben’ny Faritra Analanjirofo, niarahana tamin’ireo Talem-paritra sy lehiben’ny sampan-draharaham-panjakana rehetra eto amin’ny Faritra Analanjirofo…

𝐍𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝟎𝟑 𝐉𝐨𝐥𝐚𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐊𝐚𝐨𝐩𝐞𝐫𝐚𝐭𝐢𝐯𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐒𝐀𝐕𝐀

Zoma 03 Jolay 2026 – Faritra SAVA𝐍𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝟎𝟑 𝐉𝐨𝐥𝐚𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐊𝐚𝐨𝐩𝐞𝐫𝐚𝐭𝐢𝐯𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐒𝐀𝐕𝐀 »𝐊𝐚𝐨𝐩𝐞𝐫𝐚𝐭𝐢𝐯𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨 𝐦𝐢𝐥𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚 » no lohahevitra nanamarihana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Kaoperativa tamin’ity taona 2026 ity. Mifanaraka amin’ny…

Fikaonandohan’ny Fitsarana: Hametrahana rafi-pitsarana mahaleo tena tsy mitanila ary atokisan’ny vahoaka

6 jolay 2026IvatoFikaonandohan’ny Fitsarana: Hametrahana rafi-pitsarana mahaleo tena tsy mitanila ary atokisan’ny vahoakaNosokafana androany teny Ivato ny fikaonandohan’ny Fitsarana izay handraisan’ny fianakaviamben’ny Fitsarana anjara eo amban’ny lohahevitra hoe: » Ny fahefana mpitsara, antoky ny Fanavaozana ho amin’ny fampandrosoana ny firenena ». Voakasika…

𝐍𝐢𝐨𝐯𝐚 𝐞𝐧𝐝𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐤𝐨𝐫𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐯𝐚𝐥𝐨𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚.

𝐍𝐢𝐨𝐯𝐚 𝐞𝐧𝐝𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐤𝐨𝐫𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐯𝐚𝐥𝐨𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚.𝐇𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐞𝐩𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚.Niova endrika ny fanakorontanana ataon’ireo fahavalom-pirenena, hoy ny fanazavana nentin’ny Minisitera 5 voakasiky ny raharaha mamaivay ankehitriny mikasika indrindra ny fanafihana mitam-piadiana, ny fahaverezan-jaza, ary…

10 taona nisokafan’ny masoivohon’ny Repoblikan’i Korea teto Madagasikara: Nankalazaina tamin’ny alalan’ny mozika nentim-paharazana koreana

4 jolay 2026 Ivandry10 taona nisokafan’ny masoivohon’ny Repoblikan’i Korea teto Madagasikara: Nankalazaina tamin’ny alalan’ny mozika nentim-paharazana koreanaKaonseritra fampiraisana ny mozika nentim-paharazana koreana » izay niangalian’ny mpanakanto Koreanina 8 no nanamarihana ny faha-10 taona nisokafan’ny masoivohon’ny Repoblikan’i Korea eto Madagasikara. Hira sy…

𝐍𝐢𝐬𝐲 « 𝐝𝐫𝐨𝐧𝐞 » 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚

𝟎𝟑 𝐣𝐨𝐥𝐚𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚 𝐂𝐢𝐭𝐲 – 𝐈𝐯𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲𝐍𝐢𝐬𝐲 « 𝐝𝐫𝐨𝐧𝐞 » 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚𖥂 𝐎𝐦𝐚𝐥𝐲 𝐚𝐥𝐢𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐭𝐬𝐢𝐧𝐣𝐨 𝐟𝐚 𝐧𝐢𝐬𝐲 « 𝐝𝐫𝐨𝐧𝐞 » 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚, 𝐧𝐲 𝐊𝐨̂𝐥𝐨̂𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐟𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐞𝐥𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐢𝐬𝐢𝐧𝐭𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐢𝐚𝐥𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 « 𝐝𝐫𝐨𝐧𝐞 »…

Fandraisam-pitenenan’ny Minisitra Misahana ny Fanavaozana teo anoloan’ny Antenimieram-pirenena

03 Jolay 2026 Lapan’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza Fandraisam-pitenenan’ny Minisitra Misahana ny Fanavaozana teo anoloan’ny Antenimieram-pirenenaNandritra ny fandraisany fitenenana teny amin’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza dia nanazava ny Minisitra Misahana ny Fanavaozana Maître Hanitra Razafimanantsoa fa tsy ny Governemanta irery no tompon’andraikitra amin’ny…