Toamasina-Faritra Atsinanana

26 Jona 2026Toamasina-Faritra AtsinananaFintina an-tsary ny fankalazana ny faha 66 taona niverenan’ny Fahaleovantena tao amin’ny Faritra Atsinanana.Anisany nandray anjara feno tamin’izany ny Fitaleavam-paritry ny Fanavaozana Atsinanana#MCR#Fanavaozana#fifanajana#FiarahaMientana#fanolorantena









