🗓️ 15 Mai 2026
📍 Kaominina Ambonivohitra Fianarantsoa – Faritra Matsiatra Ambony
🧑‍🎓 Tontosa ny Fikaonan-doha niarahana tamin’ireo tanora mpianatra ao amin’ny Oniversite Andrianjato Fianarantsoa, sehatra iray nampisongadina ny fandraisana anjara sy ny feon’ny tanora amin’ny Fanavaozana.
👩‍💼 Nanome voninahitra ny fotoana Ramatoa Stella Razanamahefa, Talem-paritra misahana ny Fanavaozana, niaraka tamin’ireo tompon’andraikitra sy olo-manakaja maro samihafa.
🤝 Nifampizara hevitra sy nifampihaino ny rehetra ho fanamafisana ny fifanajana, ny fiarahamientana ary ny fanolorantena ho amin’ny fampandrosoana iombonana. 🇲🇬