🇲🇬🎉 Toamasina,FARITRA ATSINANANA
📅 Ny 23 Jona 2026, teto amin’ny Faritra Atsinanana, no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Tsenabe sy Fampirantiana nokarakarain’ny Tafika Malagasy, hetsika tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-66 taonan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Anisany tonga nanatrika izany ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Atsinanana Blandine Voizy🇲🇬
✨ Fotoana iray nanehoana ny firaisankina sy ny fiaraha-miasa eo amin’ny vahoaka sy ny Tafika Malagasy, ary hanamafisana ny fitiavan-tanindrazana amin’izao fankalazana ny fetim-pirenena izao