MCR
Ministère en Charge de la Refondation
MCR
Ministère en Charge de la Refondation
Ity hetsika ara-sosialy ity dia notanterahina teny amin’ny EPP Andavamamba, boriborintany I.
Nozaraina kilalao sy arendrina vita malagasy ireo zaza noforaina sy teny amin’ny faritra manodidina.