πŸ‡²πŸ‡¬ π…πšπ‘πš-πŸ”πŸ” 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 : 𝐟𝐒𝐳𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐒𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐧𝐝𝐫𝐒𝐧𝐚 𝐑𝐨𝐞𝐧𝐭𝐒-𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐭𝐒𝐚𝐯𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚
Ho fanamarihana ny faha-66 taonan’ny Fahaleovantena, ny Minisitera misahana ny Fanavaozana, amin’ny alalan’ny π…π’π­π¨π§ππ«πšπ§πš π…π¨π’π›πž 𝐦𝐒𝐬𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐝𝐒𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐑𝐚𝐬𝐒𝐧𝐚 (Direction du Pacte Moral et de l’ Γ‰thique Publique), dia nizara sainam-pirenena sy arendrina tamin’ireo mponina teny amin’ny faritra maro teto amin’ny boriborintany Antananarivo :
πŸ“ Tsiazotafo – Ampandrana – Antaninandro – Faravohitra – Antohomadinika – Ankorondrano – Nanisana, Andavamanba …
🎯 π“πšπ§π£π¨π§πš ?
Hanentana ny olom-pirenena hanandratra amim-pireharehana ny sainam-pirenena, mariky ny fahaleovantena, ny firaisankina ary ny maha-Malagasy antsika.
πŸ’‘ Satria ny fankalazana ny 26 Jona dia tsy mijanona amin’ny fety sy ny afomanga ihany.
πŸ”· Fotoana iray izany hanamafisana ny andraikitsika amin’ny maha-olom-pirenena, hampiroboroboana ny fifampitokisana eo amin’ny vahoaka sy ny andrim-panjakana, ary hamelomana hatrany ny hasin’ny maha-Malagasy.
πŸ‡²πŸ‡¬ π‘΅π’š π’”π’‚π’Šπ’π’‚π’Ž-π’‘π’Šπ’“π’†π’π’†π’π’‚ π’‚π’•π’”π’‚π’π’ˆπ’‚π’π’‚ 𝒆𝒐 𝒂𝒏𝒐𝒍𝒐𝒂𝒏’π’π’š 𝒕𝒓𝒂𝒏𝒐 π’…π’Šπ’‚ π’Žπ’‚π’“π’Šπ’Œπ’š π’π’š π’‡π’Šπ’“π’†π’‰π’‚π’“π’†π’‰π’‚π’π’‚.
πŸ‡²πŸ‡¬ π‘΅π’š π’‚π’“π’†π’π’…π’“π’Šπ’π’‚ π’Žπ’Šπ’“π’†π’‰π’Šπ’•π’“π’‚ π’…π’Šπ’‚ π’Žπ’‚π’“π’Šπ’Œπ’š π’π’š 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂𝒏𝒂 π’”π’š π’π’š π’‡π’Šπ’“π’‚π’Šπ’”π’‚π’π’Œπ’Šπ’π’‚.
πŸ‡²πŸ‡¬ π‘¨π’“π’š π’π’š π’‡π’Šπ’•π’Šπ’‚π’—π’‚π’-π’•π’‚π’π’Šπ’π’…π’“π’‚π’›π’‚π’π’‚ π’…π’Šπ’‚ 𝒂𝒔𝒆𝒉𝒐 π’‚π’Žπ’Šπ’’π’π’š π’‡π’Šπ’‰π’†π’•π’”π’Šπ’Œπ’‚ π’”π’š π’‚π’π’…π’“π’‚π’Šπ’Œπ’Šπ’•π’“π’‚ π’Šπ’”π’‚π’’𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐
66 taona taorian’ny nahazoana ny Fahaleovantena, samy manana ny anjara birikiny amin’ny fananganana firenena mendrika sy vanona isika rehetra.
✨ Andao hanandratra ny sainam-pirenena amim-pireharehana.
✨ Andao hikolokolo ny soatoavina mampandroso ny fiaraha-monina.
✨ Andao hiara-hanoratra pejy vaovao ho an’i Madagasikara.