admin

admin

𝐅𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀 TA𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐕𝐀𝐓𝐎𝐕𝐀𝐕𝐘

28 Aprily 2026 Mananjary𝐅𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀 TA𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐕𝐀𝐓𝐎𝐕𝐀𝐕𝐘Natomboka tamin’ny fomba ofisialy androany ny fikaonandoham-paritra ho an’ny tanora tao amin’ny Faritra Vatovavy, izay nahitana ny fandraisan’anjaran’ireo solontena avy amin’ireo distrika telo mandrafitra ny faritra.“𝙉𝙮 𝙩𝙖𝙣𝙤𝙧𝙖 𝙣𝙤 𝙖𝙣𝙠𝙚𝙝𝙞𝙩𝙧𝙞𝙣𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖”. Nandritra…

Fanatanterahana ny programan’asan’ny Fanavaozana: iraka iray lehibe ho an’ny governemanta

28 Aprily 2026Lapan’i MahazoarivoFanatanterahana ny programan’asan’ny Fanavaozana: iraka iray lehibe ho an’ny governemantaAo anatin’ny fanomanana ny fikaonandoham-pirenena sy ny fanatanterahana ny programan’asan’ny Fanavaozana, dia nitarika dinik’asa teny amin’ny lapan’i Mahazoarivo androany ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta Mamitiana Rajaonarison . Nanatrika io…

𝐅𝐈𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀-𝐌𝐈𝐎𝐌𝐁𝐎𝐌-𝐁𝐀𝐕𝐀𝐊𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐕𝐀𝐃𝐘 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐍𝐎 𝐊𝐑𝐈𝐒𝐓𝐈𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐋𝐌 𝐀𝐍𝐓𝐒𝐈𝐑𝐀𝐁𝐄

𝟐𝟔 𝐚𝐩𝐫𝐢𝐥𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐀𝐧𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐛𝐞𝐅𝐈𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀-𝐌𝐈𝐎𝐌𝐁𝐎𝐌-𝐁𝐀𝐕𝐀𝐊𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐕𝐀𝐃𝐘 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐍𝐎 𝐊𝐑𝐈𝐒𝐓𝐈𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐋𝐌 𝐀𝐍𝐓𝐒𝐈𝐑𝐀𝐁𝐄 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐕𝐚𝐤𝐢𝐧𝐚𝐧𝐤𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚, 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐢𝐨𝐦𝐛𝐨𝐦-𝐛𝐚𝐯𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐧𝐨 𝐤𝐫𝐢𝐬𝐭𝐢𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐚𝐧𝐠𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐋𝐨𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐀𝐧-𝐭𝐚𝐩𝐨𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐚̀𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐀𝐧𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐛𝐞,𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚, 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀…

Faritra Itasy

23 Aprily 2026 Faritra ItasyFanomanana ny fikaonandoha isam-pokontany:nitohy tao Imeritsiatosika Tao Imeritsiatosika, distrikan’Arivonimamo indray no nanohizan’ny Talem-paritra ao Itasy. Ranarivao Onitiana Sitraka, ny fanomanana ny fikaonandoha isam-pokontany. Niara-nivondrona tao Imerintsiatosika, distrikan’Arivonimamo ireo olobe, lehiben’ny fiangonana, mpandraharaha, fikambanam-behivavy, tanora, solontenan’ny fiarahamonim-pirenena…

Nanome toky ny mbola hanohana hatrany an’i Madagasikara ny Japana

24 Aprily 2026AntaninareninaNanome toky ny mbola hanohana hatrany an’i Madagasikara ny JapanaNitsidika ny Minisitra misahana ny Fanavaozana, Maître Hanitra Razafimanantsoa teto amin’ny toeram-piasany teto Antaninarenina, ny ambasadaoron’ny Japana Andriamatoa TOJIMA Hitoshi. Nandritra izany fihaonana izany no niarahabany an-dRamatoa minisitra izay…

FARITRA VATOVAVY

FARITRA VATOVAVY 23 ,24 Aprily 2026Nidina ifotony tao amin’ny distrikan’i Mananjary ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana, Andriamatoa Fridolin Caleb.Nanatrika ny fakankevitra ifotony mahakasika ny fananantanyNifampidinika tamin’ny Prefettao anatin’ny hetsika fanomanana ny Fikaonandohan’ny tanora eo anivon’ny faritraTanjonaHifanankalozan-kevitra sy handinihana ireo paikady…

ANTANIFOTSY

ANTANIFOTSY 23 Aprily 2026Ho fanomanana ny fakan-kevitra isam-pokontany dia nidina ifotony tao amin’ny distrikan’Antanifotsy ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana ao Vakinankaratra, Ramatoa Tantely Rajaonarivony. Nifampidinika taminy araka izany ny Lehiben’ny distrika, ireo mpitantana fikambanana, ireo mpitaiza tanora ary ny solontenan’ny…