Fametrahana amin’ny fomba Ofisialy ny Lehiben’ny Faritra Vatovavy, Ramatoa Hanitriniaina Elys Karena ny harivan’ny Zoma 01 May 2026

1 May 2026VATOVAVY Fametrahana amin’ny fomba Ofisialy ny Lehiben’ny Faritra Vatovavy, Ramatoa Hanitriniaina Elys Karena ny harivan’ny Zoma 01 May 2026. Natrehin’ny Mpanolotsaina Avon’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny Jeneraly Lucien Rabearimanana sy ny Minisitra misahana ny asa, ny Fampananana…









