๐Ÿ—“๏ธ 28 Aprily 2026
๐Ÿ“ Mananjary
๐…๐€๐๐Ž๐Š๐€๐…๐€๐๐€ ๐…๐ˆ๐Š๐€๐Ž๐๐€๐๐ƒ๐Ž๐‡๐€๐’๐๐˜ ๐“๐€๐๐Ž๐‘๐€ TA๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐•๐€๐“๐Ž๐•๐€๐•๐˜
Natomboka taminโ€™ny fomba ofisialy androany ny fikaonandoham-paritra ho anโ€™ny tanora tao aminโ€™ny Faritra Vatovavy, izay nahitana ny fandraisanโ€™anjaranโ€™ireo solontena avy aminโ€™ireo distrika telo mandrafitra ny faritra.
โ€œ๐™‰๐™ฎ ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™ค ๐™–๐™ฃ๐™ ๐™š๐™๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™–โ€. Nandritra ity fanokafana ity dia nampiakatra ny feony ireo tanora nandray anjara, nitaky ny hanomezana sehatra bebe kokoa azy ireo aminโ€™ny fampandrosoana sy ny fanohanana mivantana ny tanora.
Fifampizarana, loabary an-dasy ary fandraisam-pitenenana no nanamarika ity fanokafana ity. Marihina fa nisy taminโ€™ireo fangatahanโ€™ny tanora no efa novalianโ€™ireo tomponandraikitra avy hatrany.