
08 Jona 2026

Katedraly Andranovoribe – Maintirano,Faritra Melaky

Notanterahina ny 08 Jona 2026 ny fihaonana sy fampahafantarana niarahan’ny Komity FFKM Distrika Maintirano sy ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Melaky momba ny fiomanana amin’ny Fikaonandoham-pirenena.

Nohazavaina ny ankapoben’ny fikaonandoha sy ny mety ho fiaraha-miasa eo anivon’ny FFKM.

Miara-miomana ho amin’ny Fikaonandoham-pirenena ho fampandrosoana ny Faritra Melaky